Baiboly Fihirana
No in-app products collected for this app.
| Rating | |||
|---|---|---|---|
| Madagascar | 53%94 | 4.62 | |
| France | 29%52 | 4.83 | |
| Mauritius | 8%15 | 5.00 | |
| Germany | 3%6 | 5.00 | |
| United States | 3%5 | 5.00 | |
| Canada | 2%3 | 5.00 | |
| Spain | 1%2 | 5.00 | |
| Poland | <1%1 | 5.00 | |
| Turkey | <1%1 | 4.00 | |
| United Arab Emirates | <1%0 | — |
Description
Baiboly sy Fihirana - amin'ny endriny hafa kely
Mampiray ny Soratra Masina, ny Fihirana ary ny Litorjia FJKM ato anatin'ny application sady tsotra hampiasaina ny Baiboly Fihirana. Natao manokana ho an'ny fiangonana FJKM sy izay rehetra te-handalina ny finoana amin'ny teny Malagasy.
BAIBOLY FENO
Dikan-teny roa: Baiboly Malagasy 1865 (Tsotra) sy DIEM
Mora vakina, azo ovaina ny haben'ny soratra
Tsotra ny fitadiavana toko sy andininy
Hitady andininy haingana (ohatra: "Jao 3:16")
Adikao, mariho, asio naoty ary zarao ny andininy tianao
FIHIRANA ISAN-KARAZANY
Fihirana FFPM (1 ka hatramin'ny 827)
Fihirana Fanampiny sy Salamo
Antema, Fihirana Fifohazana, Vokovokomanga
Mitady hira amin'ny alalan'ny feo, lazao fotsiny ny laharana (reconnaissance vocale en français)
LITORJIA & FANEKEM-PINOANA
Litorjia FJKM 1, 2, 3 ary 4 (Fiderana)
Litorjia Sakramenta: Batisa, Fanasan'ny Tompo, Mariazy, sns.
Fanekem-pinoana (Apostolika, Nikeana, sns.)
FITAOVANA HAFA
Diksionera Baiboly Malagasy
Vavaka samihafa
Mety ho azo ampiasaina na dia tsy misy internet aza ny ankamaroan'ny endri-javatra. Ampitoero ao am-ponao hatrany ny tenin'Andriamanitra